GlobalVoices anaty

Kroaty

Tahiry Sokajinteny · 6 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Kroaty

07/04/2012

Serbia: Tsy Fitovian-kevitra Momba ny Fanomezana Haja an'i Draza Mihailovic Indray

Tohin'ny lahatsoratra

Dragoljub Draža Mihailović dia jeneraly tao amin'ny Tafika Yogoslavy tany an-toerana, nalaza nandritra ny hetsika Chetnik , nandritra ny Ady Lehibe Faharoa. Tamin'ny 1946 dia voasambotry ny fanjakana kômonista Yogoslavy izy,...

15/03/2012

Makedonia: Mitohy Misondrotra Ny Vidin-tsolika

Tohin'ny lahatsoratra

Ny fisondrotana tsy mitsahatry ny vidin-tsolika no anton'ny olana maro ho an'ireo vahoaka ao Makedonia, ary ny sasany tsy misalasala miresaka ilay fihenjanana anaty hanihany

28/06/2011

Kroasia: Fankatoavana Ho Isan'ny Mpikambana Ao Amin'ny Vondrona Eorôpeana

Tohin'ny lahatsoratra

Ny 10 jona 2011, nahazo fankatoavana ho isan'ny mpikambana vaovao ao amin'ny vondrona Eorôpeana i Kroasia. Mbola lavitra anefa ny làlana ho an-dry zareo Kroaty vao tena tafapetraka amin'ny fomba ôfisialy ao amin'ny vondrona Eorôpeana, ary tsy mbola voafaritra mazava, sy mbola mampametraka ahiahy maro. Taterin'i Miquel Hudin .

19/07/2010

Video Lahatsoratra
Kroasia: Mandrava fihetsiketsehana feno filaminana tany Zagreb ny mpitandro filaminana

Tohin'ny lahatsoratra

Nandrava hetsi-panoherana am-pilaminana nanoherana ny fampiasana tsy ara-dalàna ny tanim-bahoaka natao tao afovoan'i Zagreb ny mpitandro ny filaminana Kroaty omaly maraina ary nisambotra sivily mafana fo 11 raha kely. Ny teny famantarana ny lalambe #Varsavska ao amin'ny Twitter no loharanom-baovao haingana sy ahafahana mahita ireo sary.

21/02/2010

Kroasia: Filoha vaovao – lalana vaovao

Tohin'ny lahatsoratra

Nandray ny fahefana amin'ny mahafiloha fahatelo, misolo ny filoha teo aloha Stjepan Mesić nahavita ny fe-potoana fiasany indroa misesy, ny zoma tamin'ny herinandro lasa teo Atoa Ivo Josipović. Namoaka lahatsoratra...

06/12/2008

Kroasia: Vondrona Facebook-n'ny mpanohitra an'i Sanader nampiady hevitra

Tohin'ny lahatsoratra

Misy vondrona iray antsoina hoe :"manao fanamby aminareo aho fa hahita mpampiasa 5000 tsy tia an'i Sanader ianareo!" niforona tao amin'ny Facebook hitsikera ny praiminisitra Kroaty Ivo Sanader. Ho fanampin'ny nitazonan'ny polisy ny mpamorona izany vondrona izany dia nandrisika ny olom-pirenena hahatsapa fa tandindonin-doza ny fahafaha-miteny izany.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny