Below are posts about citizen media in Chinese (Traditional. Don't miss Global Voices 繁體中文, where Global Voices posts are translated into Chinese (Traditional! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.
Tantara misongadina mikasika an'i Shinoa
-
Isa-minitra Marary Enina No Voatily Fa Tratry Ny Homa-miadana Any Shina
17/04/2013
-
Niverina Ety Anaty Aterineto Ary Mihaza Mpianatra Ny Tafika Menan'i Shina
15/04/2013
-
28 000 Ireo Renirano Nanjavona Tamin'ny Sarintany Sinoa
08/04/2013
-
Androany Tibet, Rahampitso Hong Kong?
29/03/2013
-
Fatin-kisoa Anarivony No Hita Nitsingevana Teo Amin'ny Reniranon'i Shanghai
24/03/2013
Tantara farany mikasika an'i Shinoa
30/05/2013
Vary Feno Cadmium Hita Ao Shina
Vary voapoizin'ny metaly mavesatra cadmium, antsoina amin'ny anaram-bositra hoe “vary cadmium” indray no fanafintohinana farany any Shina, miteraka fikoropahana sy fahatezerana eo amin'ny mpanjifa ao amin'ny firenena. Ny sampan-draharaha misahana...
29/05/2013
Tranonkala Sosialy Shinoa Miaro Ny Filoha Lefitra Amerikana Amin'ireo Fanehoan-kevitra Mikasika An'i Shina
Niatrika tsikera mamaivay avy amin'ny mpianatra iraisam-pirenena Shinoa ny Filoha Lefitry ny Firenena Amerikana Joe Biden taorian'ny niantsoany an'i Shina ho firenena tsy afaka "mieritreritra zavatra hafa" na "mifoka rivotra malalaka" nandritra ny kabariny fanokafana tao amin'ny Anjerimanontolon'i Pennsylvania.. Saingy namaly bontana ireo Shinoa mpisehatra amin'ny Aterineto, nitsikera ireo mpianatra any ivelany mikasika ny fitondrantenany sy ny fiarovany ny kabarin'i Biden ho mendrika hosaintsainina tsara
22/05/2013
Mandrara Ny Lohahevitra ‘Tsy-Lazaina Fito’ Ny Governemanta Shinoa
Nisy mpampianatra anjerimanontolo shinoa iray namoaka vao tsy ela tao amin'ny bilaogy bitika shinoa malaza mitovy amin'ny Twitter antsoina hoe Sina Weibo fa nandidy tsy hampianaran'ny mpampianatra anjerimanontolo lohahevitra fito...
19/05/2013
Mahalasa Adala An'i Sina Ny Volamena Mora Vidy
Nolanian'ireo mpizahatany avy any Shina, voasariky ny vidin'ny volamena izay nitontongana, ny volamena tany amin'ireo banky sy fivarotana firavaka any Hong Kong nandritra ny faran'ny herinandro natao ho an'ny metaly lafovidy.
Nihodinan'ny Vohikala Sosialy Shinoa Ny Sivana Mba Hanomezam-boninahitra Ilay Mpitondra Fiovàna Hu Yaobang
Nihodinan'ireo Shinoa mpampiasa aterineto ny sivana aterineto hentitra any amin'ny fireneny mba hanomezam-boninahitra an'ilay mpitarika antoko kaominista taloha sady mpitondra fiovàna fanta-daza, Hu Yaobang, izay nitarika ireo fihetsiketshehana tany amin'ny Kianjan'i Tiananmen ny fahafahatesany 24 taona lasa izay.
16/05/2013
Kabarim-Panomezan-Diplaoma Nataon'i Obama Niteraka Adi-Hevitra Any Shina: Inona Ny Mahaolom-Pirenena?
Tamin'ny herinandro teo, nisy kabarin'ny filohan'i Etazonia Barack Obama momba ny lanjan'ny mahaolom-pirenena mandray andraikitra nanakoako tany amin'ny tambajotra sosialy shinoa.
13/05/2013
Hetsiky Ny Mponin'i Shanghai Hanohitra Ny Fananganana Orinasa Manao Bateria Mety Hiteraka Fandotoana
Mponina an-jatony ny mponina no nirotsaka an-dalambe nanavatsava ny moron-tanànan'i Shanghai tamin'ny 11 May 2013 hanoherana orinasam-panaovana bateria lithium, izay manamarika ny fihetsiketseha-panoherana faharoa ao anatin'ny herinandro miresaka amin'izay mety...
Voatsoka Tao Amin'ny Sina Weibo Ilay Shinoa Mpanoratra Bilaogibitika Malaza
Nofafana tsy ho eo amin'ny tranonkala ny kaonty Sina Weibo an'i Murong Xuecun, iray amin'ny mpanoratra ao Shina anisan'ny malaza indrindra ao amin'ny firenena eo amin'ny fitsikerana ny fanaovana sivana, ka izany famafana izany dia ahiana ho ezaky ny governemanta hanenjika ny siosion-dresaka an-tserasera amin'ny fanaovana ho lasibatra ireo mpiserasera manana ny lazany.
27/04/2013
Mandà Ny Fanampian'i Japana i Shina Taorian'ny Horohoron-tany
Amin'ny teny anglisy avokoa ny rohy amin'ity lahatsoratra ity ankoatra izay lazaina manokana Nandà ny tolo-tanàn'i Japana hanampy azy taorian'ny fihovitrovitry ny tany izay nahazo ny atsimo andrefan'ny faritanin'i Sichuan nahafatesana...
25/04/2013
Mandà Tsy Handray Anjara Amin'ny Fanampiana Noho Ny Horohorontany Tao Sichuan i Hong Kong
Noho ny fanoherana tsy mitsaha-mitombo avy amin'ny olom-pirena ao Hongkong dia nolavin'ny mpanao lalàna ny antson'i Leung Chun-ying lehiben'ny mpanatanteraka mikasika ny antso hanomezana fanampiana ny faritr'i Sichuan niharan'ny horohorontany any Shina.






























RSS ho an i Shinoa 









tena mampijaly vahoaka tokoa ity TGV ity , betsaka @zao no tsy misakafo afatsy...