Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Marsa, 2015
Sariitatra Manameloka Ny Herisetra Nataon'ny Fanjakana Tao Myanmar Taorian'ny Nanafihan'ireo ‘Polisy Jiolahimboto’ Ny Famoriam-bahoaka Nataon'ny Mpianatra
-"Any amin'ny firenenay, ofaninay ny alika mba hiambina ny fihetsika mahery setra." -"Any amin'ny firenenay, ofaninay hanao herisetra ny olona."