Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Janoary, 2013
Diaben'ny Fandriampahalemana: ‘Atsaharo Ny Herisetra any Myanmar Avaratra’
Misy dialavan'ny fandriampahalemana nomanina tao Myanmar hiantsoana ny fampitsaharana ny ady eo amin'ny tafi-panjakana sy ny tafika mpioko Kachin. Niteraka fifindra-toeran'olona mihoatra ny 90.000 ity gindragindra nanomboka indray ity.