· Marsa, 2011

Below are posts about citizen media in Myanmar (Burmese). Don't miss Global Voices မြန်မာ, where Global Voices posts are translated into Myanmar (Burmese)! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Marsa, 2011

Myanmar: Fitantarana ny Taorian'Ilay Horohorontany Avy amin'Ireo Mpiasa Mpanao Vonjitaitra

  27 Marsa 2011

Mbola tena ao anatin'ny hatairana nentin'ilay horohorontany namely ny fireneny ary nanana hery 6.8 tanteraka mihitsy izao i Myanmar. roa andro aty aoriana. Nandika ireo tafatafa sy tantara samihafa avy amin'ireo mponina sy mpiasa mpanao vonjitaitra izay nanatri-maso ny halehiben'ny dona naterak'ilay fihetsehana tany amin'ny ilany avaratr'i Myanmar ny mpanoratra avy ato aminay mipetraka any Myanmar

Ireo pejinay momba an i Birmana

my