2009-08-11
Myanmar(Birmana): Bodista tafintohina tamina sarina mpilalao sarimihetsika
Sary iray manafintohina ahitana mpilalao sarimihetsika iray miaraka amin'ny namany miankanjo rebareba saffron no nisy nametraka tao amina blaogy birmana malaza iray, nampisafoaka ny fiombonamben' ireo mpitoraka blaogy birmana. Tan, mpanoratra ao amin'ny GV no nandika ity lahatsoratra ity avy tamina blaogy Birmana.
2009-05-18
Myanmar: Faha-150 taona nananganana an'i Mandalay
Mankalaza ny faha-150 taonany mandritra ny telo andro manomboka amin'ny 14 ka hatramin'ny 16 mey i Mandalay, renivohitry ny fitondram-panjaka farany.
Fankalazana ny faha-150 taona an'i Mandalay
Renivohitry ny faritanin'i Mandalay i Mandalay (he!he!) sady tanàna faharoa lehibe indrindra any Myanmar.
Nosoratan'i Ye Lwin Oo tao amin'ny bolongany ny tantara nahatonga ny fanorenana ...
2009-05-09
Myanmar: rivo-mahery vaika nandrava an'i Mandalay
MgHla no nanoratra tamin'ny 6 May 2009 fa nandravarava an'i Mandalay, renivohitra fahatelo any Myanmar ny tadio.
Sary avy amin'ny bolongan'i MgHla
Hoy izy nanoratra:
“After I attended a seminar, I came back to the office around 4pm. On the way, I saw that there was a whirlwind of wind, and there were ...
2009-03-09
2007-10-02
Myanmar: Te-hampihendanja ny mpanokatena ny miaramila
Ny Feo demokratikan'i Birmania (DVB), fikambanana mpamoaka vaovao tsy mikatsaka tombotsoa, hany ahenoana ny vaovao avy ao Myanmar mbola maratra amin'izao fotoana izao no mitantara fa miezaka ny hampitsahatra ny fiainam-pahamasinan'ny mpanokatena ny miaramila.
Some 300 monks who were arrested a few days ago were delivered to a garage just out ...





