· Marsa, 2010

Below are posts about citizen media in Bulgarian. Don't miss Global Voices на български, where Global Voices posts are translated into Bulgarian! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara mikasika ny Boligara tamin'ny Marsa, 2010

Bolgaria: Adihevitra momba ny Islamo

  02 Marsa 2010

Nisy olona 40 nanatrika adihevitra mitondra ny lohateny hoe “Islamo heverina ho mampatahotra – lamaody indray ve?” izay notontosaina tao amin'ny “Trano mena” Ivo ho an'ny kolontsaina sy ny adihevitra tao an-drenivohitr'i Bolgaria, Sofia tamin'ny 26 febroary teo. Anisan'ny mpandray anajra fitenenana tamin'izany i Saleh Breh, mpahay haisaina (psychologue) ao...

Ireo pejinay momba an i Boligara

bg