GlobalVoices anaty

Boligara

Tahiry Sokajinteny · 14 Lahatsoratra


Below are posts about citizen media in Bulgarian. Don't miss Global Voices на български, where Global Voices posts are translated into Bulgarian! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara farany mikasika an'i Boligara

20/05/2013

Mitrandraka Avy Any Ifotony Hisian'ny Fifidianana Madio any Bolgaria

Tohin'ny lahatsoratra

Dimy andro latsaka, ny 12 May, ireo mponina Bolgara dia nifidy parlementa vaovao. Misy fisalasalana anefa raha ny ho fanekena ny fifidianana ho avy. Mba hanampiana ny fanaraha-maso ireo fanitsakitsahana ny dingam-pifidianana, namorona fiasana maro ao anatin'ny aterineto ireo Bolgara mpikatroka mafàna fo. Tatitr'i Ruslan Trad.

04/03/2013

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Tsy Manana Governemanta Intsony i Bolgaria, Mitohy ny Fitokonana

Tohin'ny lahatsoratra

Mitohy ny fitokonana ao Bolgaria: tamin'ny Alahady, tao Sofia sy ireo tanàna hafa; olona an'aliny no nanao diabe nanohitra ny kolikoly, ny halafon'ny fanaovana raharaha ara-panjakana ary ny fahantrana. Nitatitra izany ny Ruslan Trad ao an-drenivohitra Bolgara.

28/11/2012

Bolgaria: Revolisiona Voatabia

Tohin'ny lahatsoratra

Nanao famoriam-bahoaka teo anoloan'ny Antenimiera Bolgariana ny vahoaka tamin'ny 24 Novambra, ary nampahafantatra tamin'ny fomba ofisialy ilay fantatra amin'ny anarana hoe” Revolisiona Voatabia”. Mandrahona ny Antenimiera ny voatabia Tamin'ny 9 Novambra, namoaka...

20/07/2012

Bolgaria: “Rehefa roahina ny olo-malazan'ny taona…”

Tohin'ny lahatsoratra

Mandritra ny fahavaratra mahamay iny, rehefa mifamazivazy ny Bolgara fa fandripahan'olona ny fisiana fiara fitateram-bahoaka tsy manana famerana hafanana, teo anelanelan'ny horohrontany sy ny fiafaran'ny fanadinana eny amin'ny oniversite, dia nisy...

17/06/2012

Bolgaria: Hetsi-panoherana Manohitra Ny Lalàna Momba Ny Ala Ao Sofia

Tohin'ny lahatsoratra

Vita fahirano nandritra ny roa andro i Sofia renivohitr'i Bolgaria ny 13 sy 14 Jona teo noho ireo fihetsiketsehana tsy nahazoana alàlana manohitra ny fanovàna ny Lalàna momba ny Ala. Ny hetsi-panoherana fahatelo dia nokasaina hatao ny 15 Jona. Ruslan Trad no mitatitra.

07/06/2012

Bolgaria: Niteraka Fanontaniana Ny Fanomezana Natolotry Ny Filoha Ho An'ny Papa

Tohin'ny lahatsoratra

Nitsidika an'i Vatican ny filohampirenena Boligara Rosen Plevneliev tamin'ny 24 Mey,  Andron'ny Fampianarana sy ny Kolontsaina ao Bolgaria sy Andron'ny Literatiora Slavy. Nandritra ny fihaonany tamin'i Papa Benoà XVI, nanolotra atody paka goavambe ho...

24/04/2012

Bolgaria: Miaina Miaraka Amin'ny Hépatite C

Tohin'ny lahatsoratra

Tafatafan'i Rayna Stamboliyska miaraka amin'ny mpanoratra ny "Ny hépatite ao an-tsaina : Fisainan'ny olona iray tratry ny aretina," bilaogy iray nahavita asa tsara tamin'ny fampahafantarana ny olona mikasika ny Hépatite C.

08/10/2011

Bolgaria: Fifandonana Eo Amin'ny Roma Sy Ny Teratany

Tohin'ny lahatsoratra

Fifandonana mahery vaika teo amin'ny tanànan'i Bulgaria tao Katunitsa, akaikin'i Plovdiv, no niseho ny Zoma alina teo, taorian'ny fahafatesan'ny teratany Bolgara iray 19 taona, Angel Petrov, izay voahosin'ny fiara nentinà lehilahy manam-pifandraisana amin'ny mpitarika ny vondrona Roma ao an-toerana. Nanadihady i Rosiana Trad mikasika ireo fanehoan-kevitry ny mponina ao Bolgaria.

22/07/2011

Bolgaria: Andro Iray Tsy Misy An'i Boyko Borisov PM

Tohin'ny lahatsoratra

5 Jolay 2011, nisian'ny fanamby mahaliana ho an'ireo fampahalalàm-baovao Bolgara efa mahazatra : Hamaly ny antso iray ao amin'ny Facebook hoe "Andro iray tsy misy an'i Boyko Borisov" [bg; tsy mandeha intsony amin'izao ilay pejy, satria taorian'ny hetsika dia noraisin'ireo mpikarakara ny fanapahan-kevitra hamafa azy, mba hisorohana ny spam, hafatra tsy iriana afafy amin'ny aterineto] - sa mbola hanohy ny hitatitra ireo zavatra ataon' ny Praiminisitra Boligara ry zareo?

11/07/2011

Makedonia: Fijery ivelan'ny firenena mikasika ny hetsika fanoherana ny herisetra ataon'ny polisy

Tohin'ny lahatsoratra

Manoratra mikasika ny fomba fahitan'ny olona avy any ivelany ny fanoherana atao amin'ny herisetra ataon'ny polisy any Masedonia i Filip Stojanovski .

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny