· Avrily, 2012

Tantara mikasika ny Bosniaka tamin'ny Avrily, 2012

Serbia: Tsy Fitovian-kevitra Momba ny Fanomezana Haja an'i Draza Mihailovic Indray

Dragoljub Draža Mihailović dia jeneraly tao amin'ny Tafika Yogoslavy tany an-toerana, nalaza nandritra ny hetsika Chetnik , nandritra ny Ady Lehibe Faharoa. Tamin'ny 1946 dia voasambotry ny fanjakana kômonista Yogoslavy izy, nolazaina fa namadika sy nanao heloka nandritra ny ady, voaheloka ho faty ka novonoina. Efa hifarana ankehitriny ny fitsarana hanomeza-kasina...

Ireo pejinay momba an i Bosniaka

bs