GlobalVoices anaty

Bosniaka

Tahiry Sokajinteny · 3 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Bosniaka

18/06/2013

Raha Toa Ka Mizotra Mankany Amin'ny Vondrona Eoropeana i Kroasia, Miatrika Fisalasalana Kosa Ny Fientanam-po Any Amin'ny Balkana

Tohin'ny lahatsoratra

Raha toa i Kroasia ka miomana ny hiditra amin'ny fomba ofisialy ao amin'ny Vondrona Eoropeana ny 01 Jolay ho avy izao, ary Serbia miandry ny hamoahana farany ny daty hanombohana ny resaka hidirany ao amin'ny Vondrona Eoropeana, dia toa mifanipaka be ihany ny hevitr'ireo mponina ao amin'ireo firenena roa ireo mikasika ny fidirana ao amin'ny Vondrona Eropeana.. Fanadihadihan'i Danica Radisic

07/04/2012

Serbia: Tsy Fitovian-kevitra Momba ny Fanomezana Haja an'i Draza Mihailovic Indray

Tohin'ny lahatsoratra

Dragoljub Draža Mihailović dia jeneraly tao amin'ny Tafika Yogoslavy tany an-toerana, nalaza nandritra ny hetsika Chetnik , nandritra ny Ady Lehibe Faharoa. Tamin'ny 1946 dia voasambotry ny fanjakana kômonista Yogoslavy izy,...

19/02/2009

Ny Balkana: “An’iza ity hira ity?”

Namoaka ny tahirin-kevitra “An’iza ity hira ity” ny mpitoraka bolongana maro Masedonina tamin’ny alalan’ny Bulgariana iray Talen’ny Adela Peeva izay ao amin’ny blaogin’izy ireo ihany ary nanomboka niresaka ity tantara ry zareo. Nalaina horonantsary io tahirim-pahalalana io ho fitarihan-kevitra ka ity talen’ny Adela Peeva ity no nahita izany nandritra ny fiara-misakafo hariva niaraka tamina namana (Masedoniana, Serba, Grika, ary Tiorika (Turk)) tao Istambul, ka tamin’izany no nilazan’izy rehetra hoe ny hira mandeha ao anatiny dia avy any amin’ny tanin’izy ireo.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny