Tantara mikasika ny Belarosiana tamin'ny Jona, 2011
Belarosia: Famoretan'ny Mpitandro Filaminana Ny Androm-Panoherana Tao Minsk
Ny famoriam-bahoaka am-pahatoniana tao Minsk, izay nokarakaraina tamin'ny alalan'ny tambajotra sosialy, niafara tamin'ny fisamborana olona mihoatra ny 450. Ireo fisamborana, fampiakarana fitsarana sy fihazonana am-ponja faobe, na izany aza, dia toa tsy manakivy ireo mpanao fihetsiketsehana akory.