· Avrily, 2011

Tantara mikasika ny Belarosiana tamin'ny Avrily, 2011

Okraina: Miteraka resabe ny dite “Stalin”

Fihetseham-po misavoritaka izay mitodika amin'ny rafitra kaominista fahiny no tsy ananan'ireo mpamokatra ny fitrandrahana azy. Tetyana Bohdanova mitatitra nby adihevitra mivaivay misy amin'izao fotoana eny anivon'ireo Okrainiana mpiondana aterineto, nateraky ny dokambarotra momba ny dite nomena anarana hoe Joseph Stalin.

Ireo pejinay momba an i Belarosiana

be