Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Septambra, 2014
Hôpitaly Tsy Miankina Any Bangaldesh: Razana Tazonina Ho Antoka Satria Tsy Afaka Nandoa Vola Teo Noho Eo Ny Fianakaviana
Ny tsy fahampiana any amin'ireo hôpitalim-panjakana ao Bangladesh, ary ireo tsy fahatokisana ny fikarakarana no manosika ny olona hisafidy ny handeha ho any amin'ny hôpitaly tsy miankina, izay amin'ny sarany lafo dia lafo.