· Marsa, 2012

Below are posts about citizen media in Bangla. Don't miss Global Voices বাংলা ভার্সন, where Global Voices posts are translated into Bangla! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Marsa, 2012

Bangladesh : Mbola Tadiavina Ny Marina Momba Ny Famonoana Ireo Mpivady Mpanao Gazety

  12 Marsa 2012

Vao haingana, nanaitra ny firenena ny famonoana olona mahatsiravina niseho tao Bangladesh  ka izany hatrany no ambetin-dresaky ny olona. Tamin'ny 11 febroary 2012,  mpivady mpanao gazety Sagar Sarwar sy ny vadiny Meherun Runi no nisy namono tao amin'ny trano fonenany ao  Dhaka, renivohitr'i bangladesh. Izy ireo maty no hitan'ny zanak'izy ireo lahy kely...

Ireo pejinay momba an i Bangla

bn