Tantara mikasika ny Bangla tamin'ny Jolay, 2010
Bangladesh: Miverina ny Hartal
Fihetsiketsehana any Dhaka. Sary avy amin'ny Flickr-n'i Vipez. CC BY-NC-ND Taorian’ny fitsaharana nandritry ny telo taona, niverina indray ny Hartal any Bangladesh, endrika iray fanao any µAzia Atsino rehefa manao fitokonana. Ny fiombonamben’ny mpanohitra any Bangladesh dia niantso fanaovana hartal iraytamin’ny Alahady (27 Jona 2010) ho fanindriana ny fangatahan-dry zareo...