The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Bangla Tahiry Sokajinteny

RSS ho an i Bangla

2009-07-18

Bangladesa: Ny fahitan'ireo nody an-tanindrazana azy

Betsaka vondrona teratany niasa tany ivelany ary nody an-tanindrazana ao Bangladesh ka maro amin’izy ireny no miasa an-tsitrapo na mikarama amin’ireny fikambanana maro tsy miankina amin’ny fanjakana ireny. Tsy vitsy amin’izy ireny koa no mitoraka blaogy sy mizara ny zavatra niainany izay sady zava-marina loatra no voaporofo, fa tsy mba toy izay ambaran’ireo mpampahalala vaovao iraisam-pirenena momba an’i Bangladesh.

2009-01-06

Bangladesh: Fahanam-bolongana tsikelikely ny fifidianana

Ao anatin'ny ora vitsivitsy (29 desambra) dia hifidy ny antenimiera fahasiviny ny Bengalis miisa 81 arivoarivo (51% n'ireo ny vehivavy). Kihondalana lehibe eto amin'ny firenena ity fifidianana ity fa haverina indray ny demaokrasia rehefa nitondra azy tao anatin'ny hamehana nandritra ny tetezamita roa taona ny hery mitam-piadiana [miaramila]. Efa niresadresaka momba ...

2008-03-09

Fikambanana Tononkalo Eran-Tany: ny andriambavilanitra no mitazona ny atsasaky ny lanitra

Amin'ny andro fifakalazana ny Andriambavilanitra eran-tany, y Kathy Ward avy amin'ny Rising Voices sy Nari Jibon dia nanome hevitra hoe ahoana moa raha mba anao fikambanana tononkalo eran-tany ao anatiny mpanao blaogy ny Rising Voices. Nomena erin-andro ny mpiblaogy anoratra tononkalo momba ny andriambavilanitra: Tononkalo 10 no ...

2008-01-19

Torolalana fampianarana ny olom-pirenena manerantany te-hamoaka vaovao

Amim-piravoravoana no ilazan’ny Rising Voices ny boky voalohany amin’ny andiana torolalana hanazava amin’ny mpamaky tsy maharaka ny teknika ny fahalalana fototra momba ny Olom-pirenena mamoaka vaovao (na fantsom-baovaon’olom-pirenena). Ny torolalana voalohany, An Introduction to Citizen Media, (fampidirana ho amin’ny fantsom-baovaon’olom-pirenena) no maneho ny trangam-piainana andavanandron’olotsotra manerantany tsy mitsahamitombo noho ny fampiasana ...