Tantara mikasika ny Bahasa tamin'ny Jona, 2011
Mila Antenimieran'ny tanora ve i Malezia?
Nanao volavolan-kevitra ny hananganana ny Antenimieran'ny tanora ny praiminisitra maleziana mba hanairana sy hanentana ny tanora handray anjara amin'ny fitantanana ny firenena. Mizara ny heviny momba ity lohahevitra ity ny mpamaham-bolongana.