Tantara mikasika ny Bahasa tamin'ny Aogositra, 2010
Indonezia: “misy olana ve ry Ing. Filoham-pirenena ?”
Nandiso fanantenana olona maro, anisan'izany ireo mponina amin'ny aterineto, ny lahatenin'ny Filoham-pirenena Indoneziana Susilo Bambang Yudhoyono ny alin'ny fankalazana ny Andron'ny Fahaleovantena. Ireto misy ireo fihetseham-po vitsivitsy amin'ny aterineto .