Tantara misongadina momba ny Bahasa
2009-09-18
Indonezia: voamarina fa maty tokoa ilay lehilahy natao savahao indrindra
Voamarina ankehitriny fa maty tokoa ilay lehilahy notadiavina indrindra teto Indonezia, Noordin M. Top, rehefa nifampitifitra tamin'ny mpitandro ny filaminana. Haingana dia haingana ny nitantaran'ny mpisioka an-tserasera Indoneziana ny tantara.
2009-08-17
Indonezia: Mipatitaka ny fampihorohoroana
Nibahan-toerana tamin'ny televiziona Indoneziana ny fifampitifirana teo amin'ny vondrona Densus 88 miady amin'ny mpampihorohoro, ny polisy andaniny ary ny ankilany kosa dia ny vondron'olona heverina fa tarik'i Noordin Mohammed Top sy ny tariny, mpampihorohoro tadiavina indrindra tamin'ny 8 aogositra lasa teo tany ambanivohitr'i Temanggung anivontanin'i Java. Teratany Maleziana heverina ...
2009-02-26
Broney: Famatsiana ny tra-boinan'ny tondra-drano
Satria singa iray ny ezaka fanangonana ireo fanomezana ho amin’ity famatsiana ity, dia narafitra mandritra ny herinandro vitsivitsy tao Brunei ny hetsika malala-tanana entina hamatsiana ireo tra-boina tamin’ny tondra-drano. Ny oram-baratra tamin’ny volana lasa teo dia nahatonga tondra-drano sy fihotsahan-tany tao amin’ny firenena, izay nandrava trano maro misy fianakaviana miisa hatrany amin’ny 200 no mihoatra, nahaverezana tany sy voly antapitrisany
2009-02-19
Brunei: rotsak’orana foana, tondra-drano ary fihotsahan-tany.
Nitohy tsy nijanona sy nanampoka ny maro ilay ora-mikija tsy ela akory izay. Nitarika fahatapahan’ny herinaratra, tondra-drano sy fihotsahan’ny tany izy io. Maro ireo toerana ambanivohitra no tsy azo aleha noho ny fiakaran’ny rano
2009-01-23






