Tantara mikasika ny Armeniana tamin'ny Marsa, 2015
Voafandrik'ireo Mpanao Fihetsiketsehana Libaney-Armeniana Tao Amin'ny Sinema Iray Ny Ambasadaoro Tiorka Ao Libanona
Nofandrihan'ireo mpikambana teo amin'ny 60 teo avy ao amin'ny antoko Tashnag Armeniana tao anaty trano fandefasana sarimihetsika ny ambasadaoro Tiorka ao Libanona, ho fanoherana ny fanapahan-kevitry ny governemanta Tiorka mandà ny Fandripaham-bahoaka Armeniana nataon'ny Fanjakana Ottoman tamin'ny taona 1915.