The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Arabic Sokajy ara-teny

RSS ho an ny Arabic

2008-04-14

Egypta:Ny tantaran'i Sounilla

Zava-bitika ihany no mba hain’i Sounilla, mpianatra Amerikanina, hoe anaty inona ary izy izany no mizotra raha nahita mpianatra roa avy amin’ny anjerimanontolo misy azy nijoro teo afovoan’ny Cairo Square izy ary nanapa-kevitra ny handeha ho eny amin’izy ireo ka ny fakantsariny dia tsy miala any amin’ireo. Tsy hay hoe ...

2008-04-10

Egypta:Mpitoraka blaogy miatrika vava-ady

Nihazakazaka niaraka tamin’ny famantaranora (famantaranandro) ny mpitoraka blaogy Egyptiana nampita ho an’izao tontolo izao ny fitroatr’ireo mpiasa izay niantraika tamin’ny firenena manontolo, toy ireo an’arivony nitangorona nanoloana ny Al Mahalla orinasa fanenonan-damba, nangataka ny hanamboarana ny karamany ho tsaratsara kokoa sady nanohitra ny fisondrotry ny vidim-piainana. Isan’ny voalohany koa niaraka ...

2008-04-08

Bahreïn: tokony hisaron-doha ve ny tovovavy?

Tsy ela akory izay dia nijery fanehoan-kevitra mahakasika ny olàn’ny mpandeha an-tongotra. eto Bahrein, ny fomba fisainana tsy mandroso anànan’ny tanora Bahraini, ny tsindry (fanerena) mianjady amin’ireo tovovavy momba ny fitondràna saron-doha (voaly) – sy ny ilàna ny fifandraisana bebe kokoa amin’ny Amerikanina ireo mpitoraka blaogy avy eto Bahrein. Mandehàna ...

2008-04-07

Jordana: Inona no famakin'ny zanatsika?

"Inona no famakin'ny zanatsika ?" hoy Batir Wardam jordaniana (Ar) manontany, nanoloana ny fangatahan'ity zazavavy iray naniry hividy bokin'ankizy tao amin'ny toeram-pivarotam-boky iray kanefa nodian-dreniny fanina fotsiny. Nandritry ny naha tao amina toeram-pivarotamboky iray azy no nandrenesan' i Wardam ny resaky ny zazavavy iray sy ny reniny: قبل فترة وبينما كنت أشتري ...

2008-04-03

Bahrain: fiainana milamina anatin'ny fahasamihafàna

Hatrizay hatrizay, efa aman'arivorivon-taonany lasa izay, Bahrain dia tanim-pilaminana izay ifangaroan'ny mponina maro samy hafa finoana, sy fiaviana. Tao amina tanàna tranainy iray, i Ràn'i Kristy (Ar), mpiblaogy iray avy ao Bahrain dia nahita sary iray izay mampiseho fiainana mirindra anatina fahasamihafàna. Fiainana mirindra anatina fahasamihafàna ao Bahrain. I Ràn'i Kristy, dia ...

2008-03-25

Kuwait : Mangala-tahaka ny tandrefana amin'ny zavatra rehetra

Manentana ny mpamaky i Frankom [Ar], mpitoraka blaogy iray avy ao Kuwait, hampitsahatra ny fakana tahaka ny Tandrefana amin'ny zavatra rehetra - manomboka amin'ny tantara sy sarimihetsika alefa amin'ny fahitalavitra ka hatramin'ny firesaka amin'ny namana. أحببت أن أحصي عدد الاشياء التي نقوم بها نحن .. هل أقول الكويتيون أم الخليجيون أم ...

2008-03-17

Middle East & North Africa

“Isan'ny fombafomba ahiana indrindra any amin'ny faritra afovoany atsinanana ny “fitadiavam-bady”. Tsy mampiahiahy ny mpitady vady lahy sy ny fianakaviany irery ihany. Fa koa hita fa mampietry ny vehivavy izay mihevitra fa manambay vehivavy izy ity” hoy i Qwaider, avy any Jordana.

2008-03-12

Siria:Toherinay ny fibodoana

Yazan Badran GVO dia iray amin'ireo rohin-tserasera mamiko sady faly aho ho isan'ny Global Voices Advocacy sy ny tetikasa Lingua Arabic. Manantena aho fa samy hahita izay sahaza azy amin'ny hafatra alefako na ny Siriana mpiblaogy na ireo mpamaky azy.Yaman Salahi, mpianatra iray ao amin'ny UC Berkeley ary mpikatroka mavitrika ...

2008-03-07

Tsy mankasitraka vehivavy miakanjo maivana

Sarimbehivavy tsy manao Hijab, asehon'ny gazety miseho isan'andro, nanoratra momba ny fankalazana ny andron'ny fampianarana tany Bahrain, andro koa fanomezam-boninahitra ny mpianatra mahay indrindra, no niantombohan'ny raharaha. Mitaraina i Jaffar: من خلال تصفحي لجرائدنا المحلية الأسبوع الفائت.. كنت أشاهد صور كثيرة لفعاليات عيد العلم وأخذت أقلب الصور وأفكر فيها.. صور نساء ...

2008-01-16

Bahrain : nandihindihy ho’aho i George W

Niserana tao Bahrain i George Bush nanditra ny fitetezam-paritra nataony tao azia andrefana, io no fitsidihana voalohany nataona filoha US tao amin’ny firenena. Misy azo antenaina hoy Mahmood: Bush is coming to town. He’ll probably fly in on a helicopter from some big tub floating in the Gulf, that the Iranians have taken ...