Tantara mikasika ny Arabo tamin'ny Novambra, 2014
Fongorin'i Bahrain Ireo Hetsi-bahoaka, Fa Kosa Tsy Ny Fanohanana Ny ISIS
Tsy nisambotra ireo mpandefa ireo lahatsary, sahala amin'ireo miantso fanohanana ny ISIS sy manentana ny herisetra eo amin'ny sekta, ilay sampana misahana ny heloka atao ety anaty Aterineto, tahaka ny fanaony misambotra ireo mpitoraka bilaogy sy ireo mpikatroka mitaky ny zon'olombelona
Fonja Any Bahrain: Angano-nà Fampijaliana
Taoran'ny fahafatesan'i Hasan Alshaikh noho ny fampijaliana azy, manome antsipirhany ny zavatra niainany manokana i Mohamed Hassan, mpanoratry ny Global Voices, tamin'ny fampijalian'ny manampahefana tao Bahrain azy.