Tantara mikasika ny Arabo tamin'ny Oktobra, 2014
Fisantaran'Andraikitra An-tserasera 3 Handrisihana ny Mpifidy Handray Anjara Amin'ny Fifidianana 2014 Ao Tonizia
Nandatsa-bato ny Toniziana tamin'ny Alahady mba hifidy solombavambahoaka. Afaka mandinika tsara izay hofidiany ny olom-pirenena ao amin'ny aterineto ary mijery izany mpanao politika milaza ny marina na azo itokisana.
Bilaogy Tumblr: Ireo Mampihomehy Amin'ny Fampielezan-kevi-pifidianana Ao Tonizia
Iza no tsy hihomehy amin'ny hoe "ny fadiranovana, fanantenana hoan'ny taranaka" na ny antoko mitady "hampanao hasoavana ny andrim-panjakana fiarovana sy ny fitsarana ary ny fitantanana” ?
Lahatsary Ahitana Ireo Bahrainita Mpikambana Vaovaon'ny ISIS Miantso Bahrainita Hafa Hanatevin-daharana Azy Ireo
Niantso Bahrainita hafa handray fitaovam-piadiana sy hanatevin-daharana ny tolona manohitra ny fitondrana "tsy refesimandidy",ireo Bahrainita efatra niditra mpikambana tao amin'ny vondrona miaramilan'ny ISIS.
Sary: Mankalaza ny Eid Al-Adha i Gaza
Na dia teo aza ireo Palestiniana maherin'ny 2000 niharam-boina tamin'ny fanafihan'i Israely farany tao Gaza, mbola mahita hevitra hankalazana ny Eid Al-Adha Islamika ihany ny olom-pirenena, izay manomboka androany (4 Oktobra) manerana ny tontolo Miozolomana.
Mpikatroky Ny Zon'olombelona Malaza Ao Bahrain Nosamborina Noho Ny Fitsikerany Ireo Polisy Nitsoaka An-daharana Nanatevin-daharana Ny ISIS
Fanintelony nogadraina indray noho ny siokany ilay mpiaro ny zon'olombelona malaza ao Bahrain i Nabeel Rajab.