Tantara mikasika ny Amariky tamin'ny Avrily, 2014
Nesoesoin'ny Etiopiana Ny “Lainga” Nataon'ny Fahitalavi-pirenena Tamin'ny Fetin'ny Lainga
Ho valin'ny fanambarana nataon'ireo mpikatroka fa andron'ny #ETVday androany, nanambara ny ETV fa andro tokana isan-taona tsy mba nananany ny #1Aprily