Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mitatitra amin'ny firenena 167 izahay. Mandika amin'ny fiteny 35 izahay. Izahay (Isika) no Global Voices.

Mihoatra ny 800 izahay manerantany no miasa miaraka hitondra vaovao tsy dia fahitanao loatra. Saingy tsy afa-manao izany samirery izahay. Fa na dia mpilatsaka an-tsitrapo aza ny ankamaroanay, dia mbola mila ny fanampianao hatrany hanohana ny tonia, ny mpahay teknolojia, ny tetikasa fanentanana sy fiarovana, ary ireo mpisahana lanonana (fivoriana) avy ato aminay.

Mandraisa anjara ary ankehitriny »
GlobalVoices anaty

Albanian

Tahiry Sokajinteny · 3 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika ny Albanian

16 Desambra 2012

Tohin'ny lahatsoratra

Nofoanana Noho ny Fanafihana ny Lanonam-Panombohan'ny “Kosovo 2.0 Talks Sex”

Nikasa ny hamoaka pirinty ny votoaty iray hafa ny Kosovo 2.0 ka Kosovo 2.0 Talks Sex no anarany ary nokasainy ny havoaka 14 Desambra teo izy io. Saingy indrisy moa fa fotoana fohy monja taorian'ny lanona-panombohana, dia nisy andian-dehilahy eo ho eo amin'ny 20 eo niditra tao amin'ny nanatontosana ny...

08 Novambra 2012

Tohin'ny lahatsoratra

Na Eo Aza Ny Fandrahonana, Miady Hisian'ny Lalàna Tsy Miangatra Momba Ny Angovo Ireo Makedoniana Mafàna Fo

Ireo mpikambana avy eny ifotony ao amin'ilay fandraisana andraikitra sivily AMAN, izay nangataka ny mba hisian'ny fandrindràna tsy mitanila ny resaka angovo sy fampitsaharana ny fampakàrana ny sandan'ny asam-panjakana ao Makedonia, dia niatrika endrika teritery samihafa, nahitàna hatramin'ny fandrahonana tsy mitsaha-mitombo. Ny Sabotsy dia voasakan'ny mpolisy ny fifandonana mahery vaika...

05 Aogositra 2012

Tohin'ny lahatsoratra

Makedonia: Topi-maso Ho An'ny Fankalazàna Iraisam-pirenena Ny Tononkalo Fanao Efa Am-polotaonany

Ilay Portiogey mpamokatra sarimihetsika André Soares dia namoaka lahatsary fanadihadiana fohy momba ny Harivan'ny Tononkalo any Struga, hetsika iraisam-pirenena ho an'ny tononkalo izay tanterahana any Makedonia nanomboka tamin'ny 1962.

Renim-paritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny