· Janoary, 2010

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Janoary, 2010

Voafantina hofidiana hahazo loka Game Changer ny Global Voices Online

27 Janoary 2010

Vao voafantina hisafidianana anatin'ny dingana famaranana ao anatin'ny Loka We Media Game Changer 2010 (loka We Media mpanova lalao 2010) ny Global Voices Online. Voafantina ao anatin'ny lisitry ny olotsotra, tetikasa ary fikambanana voafantin'ny valam-piarahamonina ankapobe We Media ny GVO. Hoy manko ny We Media: Mitarika ny olona ho amin'ny...