· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Jona, 2008

Filazana fampihenana saram-pisoratana anarana amin’ny Vovonan’ny Global Voices

06 Jona 2008

Nezahinay sy izay miara-miasa aminay any Hongria izay azonay natao hampihenana ny saran-dasy mba ho takatry ny olona maro kokoa ny fahazoa-manatrika ny Global Voices Citizen Media Summit 2008 na ny fihaonana faratampon’ny fampahalalam-baovaon’olom-pirenena Global Voices. Amin-kafaliana tokoa no ilazanay fa nahombiazana izahay nahavita nanintsana ny saram-panatrehana ny vovonana avy...