· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Marsa, 2008

Fanampiny samihafa ao amin'ny renipejin'ny Global Voices

25 Marsa 2008

Nandritra izay efatra taona mahery nijoroan'ny tetikasa izay, dia tsy nitsaha-nitombo sady nanjary nihoatry ny fehin-dahatsoratra amin'ny blaogy eran'izao tontolo izao fotsiny ny Global Voices izay mibahan-toerana eto amin'ny renipejy. Raha mbola tsy tsikaritrareo, dia nisy fiovana kely samihafa eo amin'ny renipejin’ny Global Voices mba hanomezan-toerana bebe kokoa sy hanamory...

Torolalana bloguer pour une cause!

  25 Marsa 2008

Amin-kafaliana no anambaranay ny fahavitan'ny dika amin'ny teny frantsay ny Blog for a Cause! ( bolongana mitondra teny!), mankasitraka indrindra ny vitan'i Claire Ulrich avy amin'ny Global Voices en Français (GV amin'ny teny frantsay) ny Global Voices Guide of Blog Advocacy ( mpitaridalana ny bolongana hisolo vava avy amin'ny GV)....

Tonga soa ny GVO dika teny Alemana, Albaniana ary Masedoniana

18 Marsa 2008

Faly dia faly ny Global Voices Lingua milaza aminareo anio fa misokatra amin'ny fomba ofisialy anio ny teny Alemana, Albaniana ary Masedoniana. Pejy vaovao indray no misokatra anio. Nahavory vondron'olona tonian-dahatsoratra sy mpanolotena handika teny maro mazoto sy mavitrika tokoa izahay hatramin'ny nanombohan'ity Lingua na teny maro ity, Ren'ny vahoaka...