Izahay

Misy vitsivitsy ny mpandika lahatsoratra ho amin'ny teny malagasy ato amin'ny Global Voices amin'izao fotoana anoratana eto izao .

Manana mpanitsy lahatsoratra nadika telo aloha izahay dia i:

Jentilisa na Andriamifidisoa Zo monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 11 septambra 2007.

Avylavitra monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 10 martsa 2008.

Tomavana monina any Geneve, Soisa. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 24 septambra 2007.

Ireo mpandika lahatsoratra mavitrika amin'izao fotoana izao kosa dia ireto manaraka ireto:

Lila monina ao Antsirabe, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 10 desambra 2008.

Candy monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 17 jolay 2009.

Miora monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 17 jolay 2009.

Zhhantar monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 3 jolay 2010.

Erikah monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 3 jolay 2010.

Ornella monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 16 Oktobra 2010. Niasa tao ambadiky ny solonanarana Nancy.

Ariniaina monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 2 Novambra 2010.

News2dago monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 6 Novambra 2010.

Mamisoa Raveloaritiana monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 22 Febroary 2011.

Imanoela Fifaliana monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 28 Mey 2011. (25 jona 2011 no voasoratra eo amin'ny mombamomba azy saingy mbola nozahana ny fahazotoany).

Nirinandrea monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 02 Jolay 2011.

Miranah monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 07 Jolay 2011.

Sylvia Aimée monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 25 Jona 2011.

Naomy monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 1 Desambra 2012.

Ntsoa monina eto Fianarantsoa, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ofisialy ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 4 septambra 2014.

Tantely monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ofisialy ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 4 septambra 2014.

Haingo Labash monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ofisialy ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 6 oktobra 2015.

Liva Andriamanantena monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ofisialy ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 22 marsa 2016.

Salohy Randriafanomezantsoa monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ofisialy ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 28 aogositra 2016.

Harentsoa Rakotoson monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ofisialy ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 01 aogositra 2017.

Zo Razafy monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ofisialy ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 08 desambra 2017.