Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tomavana

Valovotaka mpila ravinahitra aty Soisa ankehitriny, fa teraka sy nianatra tany Madagasikara ny tenako.
Ny mba hamelombelona indray ny fifehezako ny soratra teny Malagasy, izay zary tsy fampiasako intsony (antso an-tariby, finday, SMS, imailaka …) no niantombohan'ny tantarako ara-blaogy ka amin'ny teny Malagasy no amakianao ny ankamaroan'ireo lahatsoratra diam-peniko.
“Izay fantatro ihany no ambarako anao” | tomavana.wordpress.com >>

imailaka Tomavana

Lahatsoratra farany an'i Tomavana

28 Febroary 2013

Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna tany amin'ny faritra Atsimo-Andrefana Madagasikara

Araky ny Birao Nasionaly Misahana ny Fiahiana ny Loza Voajanahary na ny BNGRC taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Haruna dia nahatratra 23 ny isan'ireo aina nafoy, 16 ireo tsy hita popoka, 126 ireo naratra ary miisa 38'778 ankehitriny ireo voadona ka ny 12'500 amin'ireo dia tsy manan-kialofana... Mbola mitohy ny fanisana