The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Roland Rakotomalala Momba ny mpandika teny

RSS ho an ny Roland Rakotomalala

momba ny mpandika teny

mikasika an'i Roland Rakotomalala

2 Lahatsoratra ·

Nanomboka nandika tamin'ny 2007-09-13

imailaka Roland Rakotomalala

2007-09-23

Iran: ny mpibilaogy sy ny raharahan’ny « kadradraka ».

Herinandro lasa izay, namoaka sary ny gazety « The Columbus Dispatch » ao Chicago : mampiseho an’Iran ho toy ny lavaka feno kadradraka. Nahatonga ady hevitra mazamazana teo amin’ny mibilaogy iranianina, indrindra moa fa ireo monina eto Amerika avaratra. Ny Iranianina toy ny kadradraka Ny bilaogy “Iranian Truth” dia mihevitra fa toe-zavatra ...

2007-09-17

Maoritania.:Tsy fahaizana sa fanajana ny fomba amam-panao ?

Ny atao hoe “tsara sy meva”dia arakarak’izay maso mijery: Ny vehivavy nofosana sy matavy dia maro mankafia eto Maoritania; araka ny maha-nofosana azy no hilazana azy hoe “manja”.Ny olona vaventy dia heverina ho mpanankarena .Noho izany ,misy tokoa ireo izay mampiasa fomba tsy marim-pototra mba ho manja kokoa araka ny ...