miora · Novambra, 2009

Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Novambra, 2009

Vehivavy Dalit any Nepal: Mitolona ho amin'ny Fahamendrehana

  26 Novambra 2009

Ny lalampanorenana any Nepal dia miantoka ny fitoviana eo amin'ny Dalit sy ny 'tsy fikitika'. saingy ny tena zava-misy eo amin'ny tontolo, ivelan'ireo fepetra lavabe sy misampantsampan'ny lalampanorenana sy ny lalàna, dia mbola entina toy ambany noho ny olona foana ny dalits