2007-09-12
Madagasikara: Ny Teny Malagasy sy ny Lingua-n'ny Global Voices
Nisy hiran'ny tarika malaza malagasy Mahaleo nametraka tao amin'ny serasera.org:
“Aoka aho,
Mba ho tompon-tsafidy,
Mba tsy havela hihidy,
Ty vavako miteny” rahafahafahana, Mahaleo. (Mg)
Araky ny asehon'ity andininy iray ity dia manana fombafomba ny teny malagasy. Kabary no atao voalohany rehefa misy fivoriam-pianakaviana na hetsiketsika. Kanefa maneritery ny toe-karena mba hampiasa ireo teny be ...





Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahaf...
- eny tompoko, misaotra anareo nanome ny vaovao mikasika ny fiainam-pire...
Tohiny »