Raveloaritiana Mamisoa · Aogositra, 2013

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Aogositra, 2013

Ambarao Amin'ny Alalan'ny StoryMaker Ny Tantaranao Ary Mahazoa €1000

  29 Aogositra 2013

Ampiasao ny Fampiharana StoryMaker hilazanao ny tantaranao ary mahazoa €1,000. Ny tantara rehetra noraketina ao amin'ny www.storymaker.cc dia tafiditra ao anatin'ny fifaninanana avy hatrany. Karohinay indrindra homenay izany loka izany ny fitantarana tsara indrindra izahay izay tsy nivoaka sy tsy fantatra raha tsy tamin'ny fampiasana ity fampihatra amin'ny finday ity.