Raveloaritiana Mamisoa · Marsa, 2011

Lahatsoratra farany an'i Raveloaritiana Mamisoa tamin'ny Marsa, 2011

Rosia: Fampahalalam-baovao An-tserasera 2010-2011 Araka ny Hevitr'i Yandex.ru

Tatitra vaovao an'i Yandex.ru[ru] “Tontolon'ny Fampahalalam-baovao ny RuNet. Septambra 2010 – Janoary 2011″ nanoro-hevitra fa mandroso ny fampahalalam-baovao an-tserasera Rosiana saingy mbola lavitra ny lalana aleha mba hahalasa azy ho fikambanana mpitatitra vaovao manara-penitra . Tsy toy ny tamin'ny taona maro lasa, manana vaovao marobe hisafidianana ao amin'ny aterineto ny Rosiana....

Tonizia: Voaraoka ny Minisitry ny Atitany, Tezitra ny Bilaogera

Tafintohina ireo bilaogera Toniziana tamin'ny fanesorana ny Minisitry ny Atitany vonjimaika Farhat Rajhi androany.Tamin'ny fihetsika tsy nampoizina, dia nosoloina an'i Hbib El-Seed izy. Nandritra ny fihetsiketsehana izay namely ny firenena ny tapaky ny volana desambra tamin'ny taona lasa, niventsoventso ireo mpanao fihetsiketsehana hoe “Minisitera mpampihorohoro ny Minisiteran'ny Atitany.” Raha voatendry...

Kolombia: Sarin-jaza tsy ampy taona anaty gazetiboky ho an'olon-dehibe

  30 Marsa 2011

Ny herinandro lasa teo, ny Biraon'ny inspektora jeneraly, tamin'ny alalan'i Ilva Myriam Hoyos, solontenan'ny Inspektora misahana ny Fiarovana ny zon'ny Ankizy, ny Tanora, ary ny Fianakaviana, dia nanambara [es] fa efa nangataka tao amin'ny Birao jeneraly ny  mpampanoa lalàna sy ny Foibe Kolombiàna ho fiarovana ny Fianakaviana (ICBF, fanafohezan-teny amin'ny teny...

Bahrain: Nosamborina ilay Bilaogera Malaza Mahmood Al-Yousif

  30 Marsa 2011

Taorian'ny tamin'ny 3 ora maraina, ora any an-toerana, dia nosamborina tao an-tranony ilay bilaogera malaza Mahmood al-Yousif. Ni- tweet izy alohan'ny nialany tao an-trano miaraka amin'ireo polisy: Ato amiko ny polisy Bilaogera manana ny lanjany i Al-Yousif ary ny hafatra farany nosoratany  dia ny fanohanany ny fitambaran'ny Bahrainis . Tamin'ny 15 Martsa, nanoratra izy...

Pakistana : Mihetsika ny foko vitsy an'isataorian'ny fahafatesan'ny minisitry ny foko vitsy an'isa

  29 Marsa 2011

Ny 2 martsa 2011 , andian'olona tsy fantatra mitam-piadiana no nitifitra sy namono ny Minisitra federaly Shahbaz Bhatti misahana ny foko vitsy an'isa ao Pakistana. Nandositra ireo namono azy rehefa navelan'izy ireo teo akaikin'ny vata-mangatsiaka loadoky ny bala ny taratasy manamarina ny fahafatesany. Famonoan'olona ambony faharoa ity nitranga ity, taorian'ny goverinora Salman...

Panama: Fara-veloma an'i Guillermo Ford

  29 Marsa 2011

Nomen'i Panama voninahitra tamin'ny alalan'ny fandevenana ara-panjakana, tamin'ny 22 Martsa i Guillermo “Billy” Ford[es], Filoha lefitra teo aloha ary Minisitry ny fanajariana ny tany sy ny politika ara-toekarena (1989-1994). Nampihetsi-po ny fotoana, hoy ireo Panameana nahatsiaro ny fiainan'ity mpanao politika sy mpandraharaha ity, izay olo-malaza fantatra amin'ny anarana hoe “Feo garagaran'Akoholahy”...

Tsy Maharesy Lahatra ny Antoka Nomen'i Taïwan Momba ny Fiarovana ara-nokleary

  28 Marsa 2011

Vokatry ny loza nokleary tao Fukishina, Japana, nangatahana ankehitriny ny hijerena indray ny politikan'ny angovo nokleary ao Taïwan, ary izany dia amin'ny fomba manokana satria ny toby nokleary faha-efatra dia eo an-dalam-panamboarana ihany koa. Lin Tsung-yao (林宗堯), mpikambana ao amin'ny Komity mpanara-maso ny Fiarovana ny toby nokleary fahaefatra, dia nangataka...

Libya: Nitombo tao Misrata ny Helok'i Gadhafi.

Ao anatin'ny tantaran'ny fandravana sy ny fiakaran'ny isan'ny maty, nifoha maraina ny olom-pirenena Libyana androany noho ny vaovao momba ny fahafahan'ny Zintan sy ny fandroahana ireo tafik'i  Gaddafi ao Addabiya. Nandritra izany, nanohy nijery ny zava-mahatsiravina sy ny habibiana mibaribary ao Misrata izao tontolo izao, izay mbola notohizan'ny tafik'i Gaddafi...

Sodàna: Satria afaka aho, Hitsangana aho ary Hiteny hoe TSIA

  27 Marsa 2011

Tamin'ny 21 Martsa 2011, teraka ny “Andron'ny Tanora Sodàney ankehitriny”. Tanora avy amin'ny oniversite manerana an'i Sodàna no mifandray sy mifampizara vaovao amin'ny alalan'ny Facebook sy Twitter mba ho ainga sy tetika hametrahana ny andiam-pihetsiketsehana vaovao enti-manohitra ny governemanta Omar al-Bashir. Ny fanentanana tao amin'ny Facebook izay nitarika ireo tanora mpianatra...

Syria: Namotika sy Nanaisotra ny Sarin'ny Fitondrana Syria ny Mpanao Fihetsiketsehana.

  27 Marsa 2011

Fanadihadina manokana momba ny Fihetsiketsehana ao Syria taona 2011 ity lahatsoratra ity. Ao Syria, hita matetika eny amin'ny takelaka fametrahana dokambarotra, eny amin'ny trano be, ary amin'ny endrika sarivongana ny tarehin'ny Filoha Bashar al-Assad sy ny rainy, ny Filoha teo aloha Hafez al-Assad. Gaga indraindray ireo vahiny eto amin'ny firenena...