GlobalVoices anaty

Mamisoa

Momba ny mpandray anjara · 800 Lahatsoratra · Nanomboka nandika tamin'ny 22/02/2011

RSS ho an i Mamisoa RSS ho an i Mamisoa

Malagasy citizen, Bachelor of Communication and still student at a Private University. I enjoy sharing information for malagasy people around the world. Interested in education, journalism, social media, human right, international relation. I would like to promote education in my native nation. My twitter is @mammysou. You can visit my blog in french language Info-plaisir and my blog in my native language Mamy ny soa.

imailaka Mamisoa

Lahatsoratra farany an'i Mamisoa

16/06/2013

Video Lahatsoratra
Iran: “Faly Fa Nisaina Amin'ity Indray Mitoraka ity ny Vatoko” (Lahatsary)

Tohin'ny lahatsoratra

Milaza ny fitokisany ho voaisa ny vatony ireo Iraniana maro rehefa nandresy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena Iraniana i Hassan Rouhani.

21/05/2013

Filatroana Pakistaney Iray ‘Avia ho Andevoko’ Voakilasy Ho ‘Mpanavakava-Bolonkoditra’

Tohin'ny lahatsoratra

Nitarika fahatezerana manerana ny firenena ireo andian-tsary amin'ny boky novokarin'ilay tanora mpamorona lamaody ao Pakistana noho ny fisian'ny sarin'ankizy manana hoditra matroka manompo mpilatro mazava hoditra. Novokarin'i Aamna Aqeel ireo karazan'akanjo...

Mitady Fiarahamiasa Aminà Orinasa Tsy Miankina Ny Orinasam-pifandraisana Saodiana Mba Hitsikilo Ireo Mpanjifany

Nangataka fiarahamiasa taminà orinasa tsy miankina iray ny orinasam-pifandraisana faharoa lehibe indrindra ao Arabia Saodita, Mobily, mba hanara-maso ireo fampiharana ara-pifandraisana amin'ny finday ampiasain'ny mpanjifany. Tamin'ny volana Martsa, nandrahona hanakatona ny...

17/05/2013

Bahrain: Mpisera Enina Nogadraina Noho Ny Fanevatevana Mpanjaka

Sazy herintaona antranomaizina avy no azon'ireo mpisera Twitter enina avy amin'ny fitsarana Bahrainita androany noho ny fanevatevana ny mpanjaka Hamad bin Isa Al Khalifa tamin'ny habaka bilaogy madinika. Araka ny tatitra nataon'ny Sampam-pahalalambaovaon'ny governemanta...

Sary Lahatsoratra
Andriana Espaniola, Mampifandray An'i Korea Avaratra Amin'Izao Tontolo Izao

Tohin'ny lahatsoratra

Taranak'Andriana ao amin'ny lohasaha Aran, avaratr'i Catalonia, Andriana Argelejo sy olona ambony Rosalmonte i Alejandro Cao de Benós, teraka tao Tarragona, Espaina tamin'ny taona 1974. Ankoatra izany rohim-pirazanana tsy mahazatra...

Nampisinda Vetivety ny Tsy Fitovian-kevitra Ara-politika Ao Pakistan Ny Ratra Nahazo An'i Imran Khan

Tohin'ny lahatsoratra

Mpilalao cricket (fanatanjahantena baolina kapohina amin'ny kibay) manana ny lazany, niofo ho mpanao politika i Imran Khan, nahasarika tanora marobe sy mpifidy avy ao andrenivohitra ny fampielezan-keviny mampanantena “Pakistana Vaovao” tamin'ny...

10/05/2013

Bilaogera Etiopiana Higadra 18 Taona An-tranomaizina Noho Ny Fandikana Ny Lalampanorenana

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

Tao amin'ny habaky ny Electronic Frontier Foundation no nahitana ity lahatsoratra ity voalohany. Nasiam-panovana izany ho an'ireo mpamaky ny Global Voices Advocacy. Tamin'ny 1 Mey, nohamafisin'ny Fitsarana Tampony Etiopiana ny fiampangana sy...

04/05/2013

Video Lahatsoratra
LAHATSARY: Famoretan'ny Polisy Ireo Mpanao Fihetsiketsehana Tamin'ny 1 Mey

Tohin'ny lahatsoratra

Olo-tsotra 25 sy polisy 22 no naratra nandritra ny fifandonana mahery vaika teo amin'ny polisy Tiorka sy ireo mpanao fihetsiketsehana tamin'ny 1 Mey tao Istanbul, lehilahy iray no voalaza fa jamba ny masony ilany...

02/05/2013

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Niala Tsiny Tao Amin'ny Facebook Noho Ny Ady An-trano Tamin'ny Taona 1994 ny Jeneraly Yemenita

Tohin'ny lahatsoratra

Mananganan-tsaina ny firenena sady miventsoventso teny filamatry ny fahaleovantena, an'arivony ireo tonga tao an-tanàna renivohitry Aden taloha sy tanàna hafa ao Atsimon'i Yemen tamin'ny 27 Aprily 2013, tanàna izay efa...

30/04/2013

Spark13: Forum Manerantany Momba ny “Telecentre”

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Faly mampahafantatra ny Rising Voices fa izy no ho media mpanohana ny Forum Iraisam-pirenena faha-4 momba ny Telecentre izay hatao ao Granada, Espaina amin'ny 28-29 Mey 2013. Ity fivoriana antsoina hoe Spark13...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny