The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Lova Rakotomalala Momba ny mpandika teny

RSS ho an ny Lova Rakotomalala

2008-03-09

Fikambanana Tononkalo Eran-Tany: ny andriambavilanitra no mitazona ny atsasaky ny lanitra

Tohiny Amin'ny andro fifakalazana ny Andriambavilanitra eran-tany, y Kathy Ward avy amin'ny Rising Voices sy Nari Jibon dia nanome hevitra hoe ahoana moa raha mba anao fikambanana tononkalo eran-tany ao anatiny mpanao blaogy ny Rising Voices. Nomena erin-andro ny mpiblaogy anoratra tononkalo momba ny andriambavilanitra: Tononkalo 10 no ...

2007-10-03

Middle East & North Africa

Hoy ny mpiblaogy Chris Weignat ao amin'ny blaoginy:

enough attention is not being paid to what happens after we rain death from the skies down on Iran. Which is a shame, because that's what we ignored during the ramp-up to war with Iraq.

“Tsy ampy mihitsy ny fisainana sy fieritreretana momba ny mety hitranga aorian'ny famonon'olona vary raraka vokatrin'ny zera-baomba toy ny oram-baratra kasaina atao eo amin'ny IRAN. Henatra sy heloka bevava izany, satria efa izany no nodiantsika tsy hita tamin'ny fanafihana lavareny tany IRAQ.”

2007-09-22

Middle East & North Africa

I Big Pharaoh ( Egypta) no manoratra ny antony hanohanan’ny arabo an’I Ben Laden eny fa na dia  manao izay tratran'ny heriny hisamborana azy i Etazonia. Raha manontany tera-tany arabo ianao, na iza izany na iza, hoe satrinao ve ho Ben Laden no ho mpitondra anao? azo heverina marimarina fa ho tsia ny valiny; ka raha manontany indray ianao hoe tianao ho samborin’ny Etazonia ary ve izy? ho tsia ihany koa ny valiny: tsy misy maniry azy ho voasambotry Etazonia na dia tsy mankatoa ny ataony aza ny ankamaroany. 

2007-09-15

Sub-Saharan Africa

Mitaraina sy mahonena i Alain Mabanckou fa tsy namoaka boky vaovao amin'ny teny frantsay ny mpanoratra mainty hoditra tamin'ity taom-panoratana ity. Soa ihany, ary ifaliana izany, fa misy ho vakiana ny bokin'ny namantsika Maorisianina Ananda Devi, nanoratra ny “Indian tango” (gallimard) sy i Natacha Appanah, Maorisianina ihany koa, nanoratra ny “Le dernier frere” (L'Olivier).

2007-09-12

Americas

Notsikerain' ny mpanoratra ao amin'ny Blog'ny C.P.N.G ( na ny Vovonana Hanorenana Guadeloupe Vaovao )ny fikasana azo vinanina atsy ho atsy hanendrena Eoropeanina ho Tale Jeneralin'ny F.M.I.: Efa tonga ity ny fotoana, hoy ity mpanoratra, hanendrena Tera-tany avy aminy Afrika,na Azia,na Amerika-Atsimo,na Karaiba hitantana io Foibe io ; Ny Fitantanana ankapobeny, hoy ihany ity mpanoratra,dia tsy maintsy avaozina tanteraka, hitandrovana ny zo sy anjaran'ny Sivilizasionina rehetra ao anatiny.
Jen Brea