Lahatsoratra farany an'i Koloina RAMASINANDRO
13/03/2010
Nepal : Nampanginin'ny mpandala ny Fitondrana mpanjaka ny renivohitra
Mitaky ny famerenana ny lalam-panorenana monarsika (mpanjaka) ireo vondron’olona mpandala an’izany fitondrana izany ary ny fananganana firenena Hindu ao nepaly dia hampihidy (hampianjera) tanteraka ny renivohitra ao aminy.
23/02/2010
Shina : horonantsary fohy maneso ny sivana amin'ny aterineto
Nahatontosa horonantsary fohy vaovao iray enti-mitsikera ny sivana amin'ny aterineto any Shina ilay mpamokatra horonantsarimihetsika tsy matihanina, Hu Ge . Tahaka ireny horonan-tsary fanadihadiana izay maharitra 7 minitra mahery eo,...
20/08/2009
Kambodza : Manontany ny Oliravin'ny vanja milevina

“ Mananjo ho tsara tarehy ny olona rehetra !” No nanombohan'ny Mpifaninana ho Oliravin'ny olona voan'ny vanja milevina ny taratasy misokatra nosoratany, izay fifaninanana natombok'i Morten Traavik avy ao Norvezy....
13/08/2009
Put it On: Fifaninanana ho an’ireo mpamokatra sarimihetsika
Ny fifaninanana Put It On Picture Show dia mety hahazoana vatsim-pianaranana hianatra any amin’ny New York Film Academy ary ihany koa loka mitentina 5000 dollars amerikanina, ho an’ny court métrage tsara indrindra, na ho an’ny long métrage tsara indrindra, ary koa ho an’ny mpaneho an-tsehatra [interpretation ] mendrika indrindra [Andoavambola ity andiany ity]
06/08/2009
Fipoahana bomba: nahafatesana olona sivy tany Indonesia
Nisehoana asa fampihorohoroana indray tao indonezia [naotin'ny tonia:tamin'ny volana jolay]. Bomba roa no nipoaka tao Jakarta renivohitra indonezia tamin’ny zoma lasa teo. Araka ny voalazan' ny vavolombelona dia tamin’ny 07:40...
02/08/2009
Mahazoa T-Shirt Global Voices vaovao
Raha tia ny Global Voices ianao, dia tsy misy fomba hafa sy tsotra ho fanehoanao izany afa tsy ny mitafy ny akanjo (T-Shirt) Global Voices vaovao mahafatifaty iray. Hivory hanotrona...
14/07/2009
Mankalaza ny andron’ny tanora ny firenena Afrika Atsimo ary mahatsiaro ny fahiny
Ny 16 Jona, izay ankalazana ny andron’ny tanora eto Afrika Atsimo dia andro ahatsirovanay ny fahiny. Tamin’ny 16 Jona 1976 no nitranga ny hetsika tao Soweto nohon'ny faneren’ny lalana fa amin’ny fiteny Afrikaans amin’izay no itondrana ny rafi-pampianarana rehetra.
30/05/2009
Sina sy Hong Kong: sary amin'ny T-shirt ho fahatsiarovana ny hetsika 4 Jona.
Isan-taona, mialoha ny fahatsiarovana ny 4 Jona( Kianjan'i Tianamen , 1989), no tian'ny mponina ao Hong Kong hanaovana fihetsiketsehana hitadiavana ny rariny. Amin’ity taona ity dia ny andron’ny 31 May no anaovana...
20/04/2009
Jordana: Fampisehoana andrana ny fitaovana ara-Teknolojia Arabo
nanatrika ny fiantombohan'ny Andrana Hafainganana Arabo (Arab Crunch Demo) ny Jordanianina Mohammad Azaraq, ny blongana iray izay mikendry ny fampisongadinana ny Arab technology start-ups, ary mizara ihany koa izy ny zavatra hitany ao anatin'ity lahatsoratra ity.
17/04/2009
I Rosia, i Iokraina, ny helotanin’ny Balkana: Vaovao entin’ny Eurovision
Efa ho tapitra ny fifandirana nentin’ny fifaninana hira tao anatin’ny sehatra Eurovision ao Georgia(na, nohon’ny fomba fijerin’ny sasany, dia tonga teny amin’ny teboka farany ambony izany), satria moa ankehitriny dia nanapa-kevitra ny tsy handray anjara amin’ny ity sehatra izay tontosaina amin’ny herintaona ao Moscow ity intsony I Georgia, dia ity manaraka ity no fangatahan’ny firaisan’ny fampielezam-peo Eropeana izay fantatra fa nanova ny tononkira mitondra ny lohateny hoe “We Don’t Wanna Put In” (tsy ilainay Put In) na mety hafa mihintsy ilay hira nampidirina. Kanefa dia nahitana fifandirana ihany koa ny hira nampidirin’ny Rosia ankehitriny





























RSS ho an i Koloina RAMASINANDRO





Merci d'avoir visité Globalvoicesonline Malagasy. Ce site est dédié à tous les Malagasy du monde...
Votre blog est une excellente source d'information sur Malagasy. Je n'avais encore rien lu de...