Naomy · Novambra, 2013

Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Novambra, 2013

Manokatra Lafin-tany Vaovao Ho An'ny Radio Los Inestables

Rising Voices  23 Novambra 2013

Mitohy hatrany ireo andianà atrikasa isaky ny herinandro ao amin'ny Hopitaly fitsaboana aretin-kozatra aman-tsaina "neuro-psychiatrique" ao Córdoba, Arzantina izay karakarain'ny Tetikasa Radio Los Inestables vatsin'ny Rising Voices vola. Indreto mpandray anjara sasany mizara ny fomba nianarany ny fampiasàna fitaovana vaovao sy ny teknikan'ny asa fanaovan-gazety an'olo-tsotra.