Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Marsa, 2013
Mpikatroka Sady Tonian-dahatsoratra Thailandey Voasazy Higadra 11 Taona An-tranomaizina
Tao anatin'ny efitranom-pitsarana hiboka olona tao Bangkok, tafintohina, sosotra tanteraka ireo thailandey taorian'ny didy fanamelohana higadra 11 taona an-tranomaizina navoakan'ny Fitsarana Heloka Bevava ho an'ilay mpikatroka ny zon'ny mpiasa sady tonian-dahatsoratra ao amin'ny Voice of Taksin, Somyot Prueksakasemsuk noho ny heloka fanevatevana mpanjaka. Tsy noho ny didy manameloka azy ihany no tena nahatonga ny fahasosorana...
Isiraely Mampiditra Zotra Mitokana ho an'ny Jiosy ho an'ny Arabo
Nampihatra Bus [zotra] misaraka ho an'ny Jiosy sy ny Arabo, mampitohy an'i amoron'i Jordania amin'Isiraely nanomboka androany [4 marsa 2013] i Isiraely. Niontana tamin'izany vaovao izany ny mpiserasera, milazalaza an'i Isiraely ho mampihatra ny fanavakavahana sy ny apartheid.