GlobalVoices anaty

Naomy

Momba ny mpandray anjara · 20 Lahatsoratra · Nanomboka nandika tamin'ny 16/06/2009

RSS ho an i Naomy RSS ho an i Naomy
imailaka Naomy

Lahatsoratra farany an'i Naomy

21/05/2013

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
SARY: Tetikasa “Inside Out” Ao Japana

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ny volana Novambra 2012, nisy kamiao iray niainga tao an-tanàna avaratra andrefan'i Japana, Kesennuma ho any Fukushima. Ahitana ila-maso ngezabe isaky ny zoron'ilay kamiao, ary zavatra misokatra tahaka ny boaty...

20/05/2013

Nankatoavina Ho Afa-Mirotsaka Hofidiana Indray i Evo Morales Ao Bolivia

Tohin'ny lahatsoratra

Ao anatin'ny fitokonana ataon'ny mpiasa [mg] mitaky fisotroan-dronono tsara kokoa no nankatoavan'ny mpanao lalàna ny volavolan-dalàna mamela ny filoha Evo Morales sy ny filoha lefitra Alvaro García Linera hifaninana amin'ny fe-potoa-piasana vaovaon'ny fifidianana Desambra 2014.

13/05/2013

Pelaka Efatra Nosamborin'ny Polisy Tany An-Trano Fandihizana

Tohin'ny lahatsoratra

Noho ny baiko avy amin'ny ben'ny tanàna, Antoine Chakhtoura, polisy 12 no nanao fisavana tao amin'ireo trano fandihizan'ny pelaka “Ghost” ao Dekwaneh, Matn, Libanona. Voalaza fa niharan'ny fandrahonana ireo mpanjifa...

10/05/2013

Famoronan-Tantara Ao Erbil

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Tamin'ny volana lasa, namoaka lahatsoratra teny fampidirana momba ny Storymaker izahay, fampiharana finday eo an-dalam-pandrafetana. Natokana ho an'ireo mpanao gazety manerantany hanatsarany ny fahaizany mitantara (storytelling) amin'ny aterineto ny tetikasa izay tohanan'ny...

03/05/2013

Video Lahatsoratra
Brezila : Fampanantenana Poakaty Nahatezitra ny Amazoniana Manamorona ny Rio Madeira

Tohin'ny lahatsoratra

Ity tantaran'i Ana Aranha nitondra lohateny tamin'ny voalohany hoe Vidas em Trânsito na “Fiainana Mandalo“, izay miresaka momba ny fiantraikan'ny tetikasam-panorenana goavana manamorona ny reniranon'i Madeira ao amin'ny fanjakan'i Rondônia, Brezila, ity...

25/04/2013

An-jatony Ireo Namoy Ny Ainy & Mbola Karohina Noho Ny Fianjeranà Tranobe Tao Savar

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ny 24 Aprily 2013 maraina, tranobe misy rihana sivy no nianjera tao Savar, tanàna manodidina ny renivohitr'i Bangladesh, ao Dhaka. Olona maherin'ny 142 no namoy ny ainy, olona an'arivony teo kosa no naratra...

12/03/2013

Mpikatroka Sady Tonian-dahatsoratra Thailandey Voasazy Higadra 11 Taona An-tranomaizina

Tohin'ny lahatsoratra

Tao anatin'ny efitranom-pitsarana hiboka olona tao Bangkok, tafintohina, sosotra tanteraka ireo thailandey  taorian'ny didy fanamelohana higadra 11 taona an-tranomaizina navoakan'ny Fitsarana Heloka Bevava ho an'ilay mpikatroka ny zon'ny mpiasa sady tonian-dahatsoratra ao amin'ny Voice...

05/03/2013

Isiraely Mampiditra Zotra Mitokana ho an'ny Jiosy ho an'ny Arabo

Nampihatra Bus [zotra] misaraka ho an'ny Jiosy sy ny Arabo, mampitohy an'i amoron'i Jordania amin'Isiraely nanomboka androany [4 marsa 2013] i Isiraely. Niontana tamin'izany vaovao izany ny mpiserasera, milazalaza an'i Isiraely ho mampihatra ny fanavakavahana sy ny apartheid.

27/02/2013

Resadresaka Miaraka Amin'ny Ben'ny Tanàna Ao An-tanàna kely Kristianina ao Syria

Tohin'ny lahatsoratra

Ao anatin'ny fiaraha-miasanay amin'i Syria Deeply; miaraka mamoaka andian-dahatsoratra mandrakitra ny feon-tsivily voaforiporitra anaty fifandirana izahay, izay ahitana ny fomba fijerin'ny mpanoratra avy amin'ny lafy valon'izao tontolo izao momba ny ady Amin'ny...

27/01/2013

Mampisara-Kevitra an'i Japana Ny Fako Navelan'ny Horohoron-tany

Tohin'ny lahatsoratra

Herintaona sy folo volana izay no lasa hatramin'ny nisian'ilay Horohorontany Goavana tao Atsinanan'i Japana tamin'ny 11 Martsa 2011. Eo am-panaovana dingana amin'ny fanorenana ireo faritra voakasiky ny horohoron-tany, izany dia noho ny fanohanana...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny