The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Hery Momba ny mpandika teny

RSS ho an ny Hery

2007-12-27

Arabia Saodita: Avoahy Fouad - Vaovao fanampiny

Toa izao ny taratasy nosoratan'i Fouad Alfarhan, talohan'ny nisamborana azy. Izy dia ilay mpitoraka blaogy malaza avy any Arabia Saodita, voasambotra to Jeddah tamin'ny 10 desambra 2007 lasa teo, noho ny fahasahiany sy ny fanehoany fahalalahana niteny tao amin'ny blaoginy malaza iray alfarhan.org : I was told that there ...

2007-09-17

Mba misy zavatra tsara ve any AFrika?

Izany no fanontaniana miharo fandranitana voarain'i Kizzie, izay mpitoraka blaogy avy any Sudan vao tsy ela: We were in America and a famous Jewish-American human rights activist/writer/professor invited us for lunch. We talked and talked about the middle east/Islam/immigration/human rights issues and when my professor suggested they ask me something about ...

Thailand: Fiaramanidina nianjera tao Phuket

Manoratra momba ilay fiaramanidina nianjera tao amin'ny seranan'i Phuket androany tolakandro ny mpitoraka blaogin'i Thailand. Phuket dia toerana fizahantany be olona tokoa ary tian'ny mpizahatany na avy any ivelany na avy ao an-toerana amin'ny moron-dranomasiny. Tonga avy any Bangkok ity zotra OG269, izay tantanan'ny budget airline, ity ary nitondra mpandeha ...