2007-09-16
Etiôpia : Mpitoraka bilaogy momban'ny Millenium Etiopianina
Tamin'ny faha 11 septambra 2007, na 1 Merskrem 2000, no niditra tamin'ny Arivotaonany faha-telo i Etiopia raha araky ny alimanaka Ethipianina, fito taona aorian'ny alimanaka Georgianina. Vanimpotoana lehibe tokoa ka nifantoka tamin'izany
fankalazana izany ny mpitoraka bilaogy Etiopianina.
Nanazava tsotsotra tamin'ireo mpamaky azy vaovao i Ferenge Addis Blog:
Ethiopia follows the Julian Calendar. ...





Madagasikara: Nanakorotantsaina ny fifan...
- Le gouvernement malgache donne la moitié de la surface cultivable aux...
- Doing business is good, but that means an equilibrate profit for all w...
- We are in 2008 therefore we cannot be selling the land of our ancester...
Tohiny »