GlobalVoices anaty

Ariniaina

Momba ny mpandray anjara · 10 Lahatsoratra · Nanomboka nandika tamin'ny 07/10/2010

RSS ho an i Ariniaina RSS ho an i Ariniaina
imailaka Ariniaina

Lahatsoratra farany an'i Ariniaina

20/02/2013

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Lahatsary momba ny “One Billion Rising” Hetsika Manerantany miady ho an'ny Zon'ny Vehivavy

Tohin'ny lahatsoratra

Vehivavy iray ao anatin'ny telo no iharan'ny herisetra amin'ny fiainany. Tamin'ny 14 Febroary 2013, olona amanarivony manerantany no nanao fihetsiketsehana nanohitra ireo herisetra andavanandro tamin'ny alalan'ny dihy-fihetsika mirindra, hetsika artistika sy maro hafa.

12/07/2012

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Oganda: Aretina Mampihozona Loha Tsy Mamela Ny Ankizy Hanana Ny Ho Aviny

Tohin'ny lahatsoratra

James Propa dia mizara sary sy lahatsary YouTube momba ny zavatra ateraky ny aretina mampihozona loha any Oganda. Ny aretina mampihozona loha dia aretina mampalemy ara-batana sy ara-tsaina ary ny ankizy no tena voan'izy ity. Faritra kely ihany ao Atsimon'i Sodana, Tanzania ary Avaratr'i Oganda no misy an'izy ity amin'izao.

14/10/2011

Okraina: Ny Filoha Yanukovych Ao Anatin'ny The Simpsons?

Tohin'ny lahatsoratra

Ny tantara farany nivoaka tamin'ilay andian-tsarimiaina The Simpsons dia nieli-patrana tany Okraina noho izy nanao kisarisary mampihomehy momba ny firenena sy ilay jiolahy mafia any Kiev antsoina hoe Victor, izay, araka ny navoitran'ny mpiondana aterineto, dia mitovy amin'ny Filoha Okrainiana Viktor Yanukovych.

13/10/2011

Blog Action Day 2011: Andao Hiresaka Momba Ny Sakafo

Tohin'ny lahatsoratra

Ny Blog Action Day dia hetsika fanao isan-taona izay iarahan'ireo mpitoraka bilaogy eran-tany manoratra mikasika ny olana iray ao anatin'ny andro iray. Ny lohahevitra amin'ity taona ity dia ny sakafo, satria ny Blog Action Day dia mifandraika amin'ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny sakafo, hetsika iray karakarain'ny Sampan'ny Firenena Mikambana momba ny Sakafo sy ny Fambolena.

19/05/2011

Tonizia: Miverina indray ny Sakana amin'ny Aterineto

Tohin'ny lahatsoratra

Ny mpampiasa aterineto Toniziana dia afaka niditra ankalalahana tamin'ny Aterineto, tao aorian'ny nienjeran'ny fitondran'i Ben Ali tamin'ny tapaky ny Janoary sy ny niafaran'ny sakana amin'ny vohikala nisy teo aloha. Toa hifarana anefa ity volan-tantely fohy ity, noho ny baiko azo vao tsy ela izay, avy amin'ny fitsarana miaramila mba hanakanana pejy Facebook efatra. Manohitra ny fivoarana vaovao ireo mpampiasa aterineto ao anatin'ity lahatsoratra ity.

03/12/2010

FOKO: Fitsapan-kevi-bahoaka momba ny Lalam-panorenana sy fanonganam-panjakana tsy nahomby

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Mandalo fotoana mikorontana i Madagasikara. Tao aorian'ny 20 volana niovan'ny fitondrana,  dia noheverin amin'izay ny fiverenana amin'ny rafitra araka ny Lalampanorenana. Notontosaina tamin'ny 17 novambra teo ny referendum izay nifandirana tokoa...

20/11/2010

Teknolojia ho an'ny Mangarahara: Andraikitry ny Governemanta any India

Teknolojia mampangarahara asa

Aretina mikiky izao tontolo izao ny kolikoly ary mahakasika na ny firenena mandroso na firenena andalam-pandrosoana, ny sehatra miankina sy tsy miankina amin'ny fanjakana, ary ny fikambanana tsy mitady tombony...

16/11/2010

Serbia: Polisy Mihaza vondrona Facebook mankahala vehivavy

Tohin'ny lahatsoratra

Ny Lehiben'ny Fampanoavana Serba, miara miasa amin'ny Ministeran'ny Atitany Serba, dia nanao fanadihadiana mikasika ny vondrona Serba ao amin'ny Facebook "Fahafatesana ho an'ny vehivavy“ ("Smrt ženama"), izay nampiely fahankahalàtrna vehivavy.

14/11/2010

Fandraisana anjaran'ny Rising Voices tamin'ny One Day on Earth (Andro iray eto an-tany)

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Mpitoraka bilaogy roa avy amin'ny tetikasa Rising Voices no nandray anjara tamin'ny tetikasa One Day on Earth (Andro iray eto an-tany) vao tsy ela izay. Indreto horonantsary roa avy any Madagasikara sy Ejipta.

02/11/2010

FOKO: Tamboho Gasy

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Ny mpitoraka bilaogy ao amin’ny Rising Voices mpikambana ao amin’ny FOKO Madagasikara dia mankafia manoratra mikasika ny tontolo manodidina azy ireo. Ao anatin'ity fantina ity no ahafantarantsika mikasika ny “Tamboho gasy” – tamboho nentin-drazana Malagasy, sy zavatra hafa koa.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny