SARIPIKA: Fijery Mahafanina Avy Any An-tampon'ny Tilikambon'i Shanghai

Vadim Makhorov sy Vitaly Raskalov dia nandefa onja mandona tety anaty aterineto tamin'ny 12 Febroary 2014 fony nampakatra lahatsary iray misy an-dry zareo nihanika ny tilikambon'i Shanghai. Ilay Tilikambon'i Shanghai mirefy 2,073-foot (632-metatra) rehefa vita no ho ny faharoa avo indrindra erantany manaraka ny Burj Khalifa ao Dubai.

Nitafatafa tamin'ity tarika Rosiana ity ny That's Shanghai mikasika ny niainan'izy ireo ilay fianihana.

Jereo ireto sary mahavariana ireto izay nalain'izy roa avy eny an-tampon'ny Tilikambon'i Shanghai, ary ny saripika sasany maneho an'i Shanghai. Ny sary rehetra dia fanomezan'i Vadim Makhorov sy Vitaly Raskalov avy ao amin'ny “On the Roofs” ary naverina navoaka miaraka amin'ny fanomezan-dàlany.

sh-tower-rs-1

sh-tower-rs-4

 sh-tower-rs-5

 

otr-sh-01

otr-sh-02

otr-sh-06

otr-sh-12

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.