GV Face : Hamily Fiara Ny Vehivavy Saodiana

Amin'ny 26 Oktobra 2013, an'arivony ireo vehivavy Saodiana no nivoady hankahatra ny fandraràn'ny fanjakàna tsy hahafahany mamily fiara.

Ao anatin'ity faran'ny herinandro ity ny famoahan'ny “GV Face” dia miresaka amin'ilay bilaogera monina ao Jeddah sady mpanoratra, Tamador Alyami, izay manohana ny fanentanana #Women2Drive – #VehivavyHamily.

Niresaka mikasika ilay fanentanana izahay, fiainana ho an'ireo vehivavy any Arabia Saodita, ary ny fomba fandraisan'ireo mpikatroka mafàna fo an'ireo mpanohitra tahaka ilay mpitondra fivavahana izay tsy ela akory izay, niteny hoe “hitanay fa ny ankamaroan'ireo izay mitondra fiara dia miteraka zaza manana tsy fahatomombanana isankarazany.”

Solana Larsen, talen'ny Famoahana ao aminay sy ny Lefiny, Sahar Habib Ghazi no nampiantrano ny “GV Face”

Vakio koa :

Sep 2013 Saudi Clergyman Delivers Ground-breaking Science on Why Women Shouldn't Drive
Sep 2013 26 Oktobra: Andro Entina Mankahatra Ny Fandraràna Ny Vehivavy Tsy Hamily Fiara
Oct 2012 Arabia Saodita: Miaka-peo ny Hetsika Vehivavy Hitondra Fiara Ary Miampanga ny Politikan'ny Governemanta
Nov 2011 Arabia Saodita: Hatezerana Noho Ny Kàpoka 10 Ho Anà Vehivavy Namily Fiara
Jun 2011 Arabia Saodita: Hatezerana Noho Ny Kàpoka 10 Ho Anà Vehivavy Namily Fiara
May 2011 Arabia Saodita: vehivavy iray nosamborina satria nitondra fiara
May 2011 Arabia Saodita: Vehivavy iray mihaika ny lalàna tamin'ny alalan'ny fitondrana fiara tao Jeddah

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.