Bangladesh : Ireo Hetsi-Panoherana Tany #Shahbag

Shahbag= crowd praying blogger Rajiv's janaza. Image by Mohammad Asad. Copyright Demotix (16/2/2013)

Hetsi-panoherana #Shahbag tamin'ny16 Febroary 2013. Sary avy amin'i  Mohammad Asad. Fizakà-manana Demotix

Efa nokotrehina am-polo taona maro ity fotoana ity. Mitaky ny hanamelohana ho faty ireo nanao heloka an'ady nandritra ny nanafahana an'i Bengladesh teo ambany vahohon'i Pakistana tamin'ny 1971  ireo olona an'hetsiny nameno an'i Shahbag, fihaonan-dàlana iray ao afovoan'i Dhaka renivohitra.

Tamin'ny 5 Febroary 2013, nandray fanapahan-kevitra ireo  mpitoraka Bilaogy sady Mpikatroa mafàna fo ety amin'ny Tambazotran'ny Aterineto (BOAN) ny hamory ny olona tao Shahbag sy hitaky ny fanamelohana ho faty ny sekretera jeneralin'ny antoko Islamista Jamaat-e-Islami, Abdul Quader Mollahy, ora vitsy taorian'ny nivoahan'ny saziny higadra mandra-pahafaty noho ireo vonoan'olona 344, fanolanana ary herisetra nataony tamin'ny 1971 .

Nanomboka teo, dia niely ny fangatahana ho faty ho an'ireo meloka an'ady izay mbola any amin'ny fitsarana ary nihanaka nanerana ny firenena toy ny vovoka ny hetsi-panoherana.

Toa an'i Mollah, dia maro ireo lazaina fa meloka an'ady no efa mpiasam-panjakana ary manana fiainana tsimatimanota any Bengladesh nandritra ny ampolotaona maro hatramin'ny 2010 fotoana izay nanetsehan'ny International Crimes Tribunal (ICT) na Fitsarana Iraisam-pirenena Momba Ny Heloka Bevava indray ny fanenjehana azy ireo.

Ireo tatitra momba ny  #Shahbag nataonay (amin'ny teny Anglsy ny rohy sasany)

1 Apr: Bangladesh Authorities Go After Bloggers, Claim They Are ‘Anti-Muslim’ 

16 Mar: Fanafihana Ny Hindo Tao Bengladesh, Valifaty Noho Ny Fanamelohana Ho Faty Ilay Lehiben'ny Islamista

5 Mar: Violence Flares in Bangladesh Over Islamist Leader's Death Sentence

1 Mar: #Shahbag Protesters Fight off Atheist Shadow Cast by Islamist Groups

1 Mar: Religion Warps Politics as Bangladesh War Crimes Protests Continue

27 Feb: What India Can Learn From #Shahbag

19 Feb: Videos from #Shahbag, Bangladesh's Generation Square

18 Feb: #Shahbag Protesters Bid Farewell to Brutally Murdered Blogger

16 Feb: Vitan'ny Artista Bangladeshi Ny Sariitatry Ny Hetsi-Panoherana Ao Shahbag

15 Feb: #Shahbag Blogger Hacked To Death

14 Feb: Tafaray Ao Shahbag Ny Bangladeshi Noho Ny Faha-42 Taonan'ny Heloka an'Ady

11 Feb: Niavaka Ny Isan'ireo Vehivavy tonga Namonjy Ny Fihetsiketsehana Tao Shahbag Bangladesy

10 Feb: An-tsary: Vahoaka Nitokona Tao Shahbag

10 Feb: #Shahbag in a 140 Characters

8 Feb:  Bangladesh: Mankany Shahbag Avokoa Ny Làlana Rehetra

7 Feb: Bangladesh: Mitaky Ny Fanamelohana Ho Faty Ireo Meloka An'Ady Tamin'ny 1971 Ireo Mpanao Fihetsiketsehana

10 Dec 2012: ‘The Economist’ Accused of Hacking by Bangladesh's War Crimes Tribunal

Ireo loharanom-baovao

Twitter
Ireo tenifototra: #Shahbag | #Shahbagh
Araho : @Shahbaginfo | @Shahbagorg

Azafady, mifandraisa amin'ny Global Voices Azia Atsimo sy Bangla Lingua Editor Rezwan,raha toa ka manana rohy na hevitra na te-hanampy ity loharanom-baovao ity ianao.

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.