Hetsika manompa no navalin'ny ministry ny fiarovana Frantsay taloha fanontaniana momba izay fiaken-keloka mety hataon'ny Frantsa mikasika ireo herisetram-panjanahantany tany Alzeria fahizay

Ny hetsika manopa nataon'ny ministry ny fiarovana Frantsay taloha hany valinteniny mikasika izay fiaken-keloka mety hataon'ny Frantsa mikasika ireo herisetram-panjanahantany tany Alzeria fahizay

Ny hetsika manompa nataon'ny ministry ny fiarovana Frantsay taloha hany valinteniny mikasika izay fiaken-keloka mety hataon'ny Frantsa mikasika ireo herisetram-panjanahantany tany Alzeria fahizay – sary nadika tamin'ny DNA Algérie – (azo apariaka malalaka)


Ny vohikalam-baovaoa DNA Algérie no mitatitra [fr] ny hatezeran'ireo Alzeriana nateraky ny fihetsika mamofady nataon'i Gérard Longuet, ministry ny fiarovana Frantsay taloha, izay nanompa ho valin'ny fanontaniana momba izay mety ho fiaiken-keloka hataon'ny Frantsa mikasika ireo heloka an'ady nandritra ny adin'i Alzeria hiala tamin'ny fanjanahantany.
Nihevitra hono ingahy Longuet fa efa tapitra ny fampitàna fahitalavitra raha nanao izany fihetsika izany ny tenany.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.