Frantsa, Yemen: ny fomba ampanjavonàna tsikelikely ireo vehivavy

"Fanjavonàna." saripika nalain'ny mpakasary Yemenita Bushra Almutawakel

“Fanjavonàna” saripika nalain'ny mpakasary Yemenita Bushra Almutawakel



Napariaky Eloïse Lagrenée [fr] tao amin'ny pejy Facebook-ny ireo sary nataon'ny mpakasary Yemenita Bushra Almutawakel, toa mitantara izay fomba entina ampanjavonàna tsikelikely anatin'ny aizina, ireo vehivavy izay teren'ireo mpitana hentitra ny fomba fivavahana mba hiakanjo ny “Nikaba” izay akanjo manontolo mandrakotra eny hatramin'ny tava aza. Efa nozarain'ireo mpiserasera facebook mihoatry ny 1'500 sahady ireo sary ireo.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.