Malezia: Fanehoan-kery Bersih Manerana Ny Glaoby

Raha notontosaina tany Kuala Lumpur ny fihetsiketsehana an-dalambe Bersih (madio) tamin'ny herinandro lasa teo, nanomana fihaonana tahaka izany ihany koa ireo Maleziana monina ampitan-dranomasina. Nalahatr'i Johnny Ong ny lisitry ny fihetsiketsehana Bersih nitranga manerantany ho fanohanana ny fitakiana hanadiovana sy hahatonga ny fifidianana ho demokratika kokoa.

Tany Hong Kongnotaterina fa  400 ny olona nanatrika ny fotoana.

Bersih tany Hong Kong. Hita Facebook an i Temily Tianmay

Hetsika teo ivelan ny Konsilà Maleziana. Facebook an i Ray Kok Rui Lau

Tany Melbourne, Aostralia kosa indray  tombanana ho arivo ny isan'ny olona nanatrika:

Teo an-kianja Federation tao Melbourne. Facebook an i Daniel Loh

Tany Washington, DC, Etazonia:

Bersih tany Washington, DC. Facebook an i Leng-Feng Lee

Tany Los Angeles, Etazonia:

Bersih tany Los Angeles. Facebook an i SzeMin Sim

Tany Toronto, Kanada:

Bersih tany Toronto. Facebook an i Kevin Chong

Tany Auckand, Nouvelle Zealand:

Bersih tany Auckland. Facebook an i Chung Cheong Yung

Tany Londres, UK:

Bersih tany Londres. Facebook an i Siok Jin Lim

Tany Dublin, Irelandy:

Bersih tany Dublin. Facebook an i Chloe Cheah

Tany Zurich, Soisa:

Bersih tany Zurich. Facebook an i Chia Huei Kaivalya Tan

Tany Paris, Frantsa:

Bersih tany Paris

Ary tany Moskoa, Rosia, niangavy ny mpandray anjara ny mpanomana mba haka sary dieny mbola misarontava ho fiarovana azy ireo:

Mpandray anjara Bersih tany Moskoa

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.